Actualités‎ > ‎

Faites connaissance avec les 7 prétendants à la tête de la Commune d'Ambohimanga Rova

publié le 22 juil. 2015 à 04:51 par Commune Ambohimanga Rova   [ mis à jour : 28 juil. 2015 à 06:16 ]
Ho fampahafantarana ireo 7 mianadahy hirotsaka ho fidiana ben'ny tanàna eto amin'ny kaominina Ambohimanga Rova, dia indro amin'ny ambangovangony ny tetik'asa atolotr'izy ireo tsirairay avy.

Mahaiza misafidy ary fa ny safidinareo no hoavin'ny tanànan-tsika !

Voici un tableau comparatif des programmes proposés par chaque prétendant à la tête de la Commune d'Ambohimanga Rova.

Ny kandidà laharana faha-2 dia tsy tafahoana taminay nohon'ny fahasahiranany koa ialana tsiny indrindra.

Nangonin'i/recueilli par Bodo Andrianahaga, 19/07/2015

Cliquez sur l'image pour agrandir

Comments